Description :
Ny birao sy ny Fianakaviana rehetra (taranak'i Raveloson Jean Aimé na/sy Rasoambolanoro Cécile dia faly manolotra anareo ity tranokalam-pifandraisana ity. Natao indrindra izy ity mba ahafahantsika mifampiserasera sy mifampizara ny vaovao isankarazany. Dia mazotoa mijery sy mametraka ny izay azo apetraka avy.
Misaotra tompoko!!!!!!